Dikan'ny teny : harangarana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fitsikilovana, fizahana taratra, fijerena miafina, izany hoe mahita nefa tsy hita * t.i.f.: Harangaranina, voaharangarana, tafaharangarana 1 manarangarana, fanarangarana, mpanarangarana I anarangaranana 1 mahaharangarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel