Dikan'ny teny : hararaotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fery vao main-ka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra. ? Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. ? Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony. - t.i.f.: Hararaotfna, voahararaotra / manararaotra, fanararaotra, mpanararaotra 1 anararaotana, fanararaotana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel