Dikan'ny teny : harato

Tady na iseg tariby voatenona makarakara sy misy masomasony atao fakana hazandrano Haratoina, haratoana, voaharato, manarato, fanarato, mpanarato , anaratoana, rtmkkyk fanaratoana, mahaharato. wcjqz Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3615