Dikan'ny teny : haratsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanintsanana amin'ny antsy ny romoromon'ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao fefy tsy hisian'ny fisaritadritahana fa mifarana tsara; izay afaka rehefa mandrantsana ny raviny maimaina amin'ny tahom-barY. - t.i.f.: Haratsahana, aharatsaka, voaharatsaka 1 manaratsaka, fanaratsaka, mpanaratsaka 1 anaratsahana, fanaratsahana 1 mahaharatsaka 1 haratsadratsaka. - F.-p.: Afa-karatsaka: madio tsara tsY misy romoromony. ? H.o.: afaka madiodio amin'izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao ariuo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin'izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel