Dikan'ny teny : harefo

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Toetran'ny zavatra marefo; halia: Ny harefon'ny bararata. Ahitsio
2 a.: Karazan'ahitra tsoatokana lava sady poaka aty ny tahonY, manirY eny amie' ny hotsaka ohatra ny zozo-ro, ary fanaon'ny olona tsihy, harona, satroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel