Dikan'ny teny : harena

Hampiditra dikany vaovao
1 (hary) a.: Vola na zavatra ananana betsaka, voka try ny asa natao; ny noharina. ? F.-p.: Ha rem-belo n-tompo : fananana mbola eo am-pelatanan'ny tompony ka tsy azon'ny mpandova zakaina. / Harem-boatondro: fananana kely tsy toy inona. / Haremila zora: ny harena ananana no anantenana hahazoana vady fa tsy mba ny toetra. / Harena an-dohariana: fana-nana na harena zaraina eo am-pialana aina. / Haren-danim-bazo: vola lany nanaovana ny sitrapon'ny vehivavy sakaiza. / Haren-jazauauy: vo-la na fananana entin'ny zazavavy mitokan-trano. / Harentovon-jako: fananam-be mbola miampy fahazoana harena. / Haren-tsy mitombo: vo-la ampisamborina tsy mba misy zanany. / Manambady harena: fitsinjovana ny haren'olona no anambadiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel