Dikan'ny teny : harihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 Faharihitra (rihitra) a.: Toetran'ny zavatra marihitra: Raha tianao hitombo ny harihitry ny feta, atao kelikely ny rano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel