Dikan'ny teny : haro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famadibadihana zavatra mba hifangaroan'ny ao anatfny tsara. ? Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro, - t.i.f,: Haroana, haroina, a-haro 1 mangaro, fangaro, mpangaro 1 angaroana, fangaroana 1 mifangaro 1 mampifangaro, ampifangaroina 1 miharo, ffharo, mpiharo 1 iharoana, fiharoana 1 mahaharo 1 haroharo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel