Dikan'ny teny : harongana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo antonontonony (6-8 m), miteraka ranony menamena rehefa silarana ny vatany; tsy fampiasa afa-tsy hanaovana vata ny hazony, fa ny ranony kosa handokoana jiafotsy, ary ny hodiny sy ny fakany hatao fanafody hatina sy fivalanandra. - t.i.f.: Haronganina.? F.-p.: Harongam-pohatra: lany harena, botry tanteraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel