Dikan'ny teny : haronina

Hampiditra dikany vaovao
1 (harona) mt, ih. (harony): Enti-milaza ny hanina tsabahina amin'ny tanana: Aza haronina ity vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-Pomba. * 0hab,: Atao adala ka tezitra: vary misy ro ka haronina, sisan'Idalo ka hanina: enti-milaza olona tezitra raha atao hoe adala, kanefa ny toetra amam-pombany rehetra mitory toetran'olona adala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel