Dikan'ny teny : hasarotana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarotra) a.: Toetran'ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan'ilay asa nomenao ahy. ? Halafosana: Iaraha-mahalala ny hasarotan'ny fiainana amin'izao fotoana izao, ? Fahihirana: Hasarotan'izay lahiantitra re izany! Aleony sempotra miakatra amin'io fiakara-mideza io toy izay lany vola hakana fiarokaretsaka. (• Hatendan-kanfna: Loza ny hasarotan'io tovovavy io fa tsy mitsaha-mitsako ny va-van y! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel