Dikan'ny teny : hasiviana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sivy) p.mt.: Mandritra ny andro sivy: Mivavaka hasiviana. ~ Halavam-potoana sivy andro: Nony tapitra ny hasiviana, sitrana ilay narary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel