Dikan'ny teny : hasoavina

Hampiditra dikany vaovao
1 (soa) mt, ih. (Hasoavy): Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin'ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin'ny herintaona. • Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin'ny fampianarana nomenao azy. ~ Tahina: Hohasoavin'ny Tompo anie ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel