Dikan'ny teny : hasohaso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandokadokafana somary diso tafahoatra ka matetika toa misy fane soana kely na fanantenana fanomezana avy amin'ilay dokafana, - t.i.f.: Hasohasoina, ahasohaso, voahasohaso / manasohaso, fanasohaso, mpanasohaso / anasohasoana, fanasohasoana. Ahitsio
2 ft.: Madio tsy misy pentina. - t.i.f.: Mangasohaso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel