Dikan'ny teny : hasohasoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hasohaso) mt.ih. (hasohasoy): Dokadokafana, deraderaina amim-piandrandrana soa: Nohasohasoiny er? aho; hay nisy zavatra notetehiny tamiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel