Dikan'ny teny : hatahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hataka) mt. ih. (hataho): Asaina mihataka, atao mihataka: Hataho kely io zaza io sao pitihin'ny vato eo. ~ Sarahina: Tsy maintsy hatahina ny biby tsy mbola marary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel