Dikan'ny teny : hataka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona:'Izao no hataka ataoko aminao. 1 Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay i-laina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ô! ~ Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray. - t.i.f.: Angatahina, voahataka / mangataka, fangataka, mpangataka 1 angatahana, fangatahana / fangatahina / mahahataka / hatakataka. • F.-p.: Hatak'adala: fomba fangataka manao lemozy no miverimberina. / Hataka andro: fiangaviana fanemorana ho amin'ny andro hafa. / Hata-maso: faniriana mba hojerena. J Hata-piso: hataka tsy misy fiatoana sy miverhnberina hatrany. Ahitsio
2 a.: Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin'ny hafa. - t.i.f.: Hatahina, ahataka, tafahataka / mihataka, fihataka, mpihataka / ihatahana, fihatahana / mahahataka / hatakataka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel