Dikan'ny teny : hatanorana

Hampiditra dikany vaovao
1 Fahatanorana (tanora) a: Ny fizaran'ny fiainan'ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin'ny fotoana isandratany ary ivelaran'ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fo ny fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran'ny andro, ny misandratra andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel