Dikan'ny teny : hateloana

Hampiditra dikany vaovao
1 (telo) p.mt.: Mandritra ny telo andro: Niasa hateloana izy dia niala. ? a.: Halavam-potoana tala andro: Nony afaka hateloana taorian'ny nahafatesany, dia nitsangana tamin'ny maty i Kristy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel