Dikan'ny teny : hatina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Aretin-koditramora mifindra miteraka ferifery, avy amin'ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin'ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin'ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny~ hatina dia fantatra amin'ny faritany samihafa amin'ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel