Dikan'ny teny : hatra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fahatongavana na fidonana any amin'ny noheverina haleha; fikasihana - t.i.f.: Ahatra, voahatra, tafahatra / mihatra, fihatra / fharana, fiharana / mampihatra / mankahatra, fankahatra, mpankahatra / ankaharana, fankaharana 1 mifankahatra I hatramy / hatratra. Ahitsio
2 Teny atambatra: 1) amin'ny p. mt. milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrer? amin'ny foto-paiso er?; 2) amin'ny ppk. amy mba hilazana fetran'isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin'ny telopolo, /Andraso aho hatramin'ny zomà. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel