Dikan'ny teny : hatsika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiantsoana olona atao amin'ny fihetsiky ny ta-nana na ny loha mba hanatonany; famaikana ny fembasy. 1 Hatsihina, ahatsika, voahatsika J manatsika, fanatsika, mpanatsika / anatsihana, fanatsihana f mihatsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel