Dikan'ny teny : havaloana

Hampiditra dikany vaovao
1 (valo) p.mt.: Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana ~ a.: Halavam-potoana valo andro: Vao fito andro izay ka nahoana no tonga sahady ianao? Tsy andriko intsony ny havaloana ko! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel