Dikan'ny teny : havingavina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tsy firaharahana loatra eo am-panaovan-javatra, tsy firaikana amin'izay atao. 1 Havingavina, ahavingavina, tafahavingavina / mihavingavina, fihavingavina, mpihavingavina f ihavingavinana, fihavingavinana j mahavingavina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel