Dikan'ny teny : havoana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tendrombohitra tsy dia avo loatra: Eny antampon-kavoana. ΒΆ M.h.: Dongona, tovon-tany, bongon-tany, kiborin-tany, vohon-tany, ongonongon-tany, tendrombohitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel