Dikan'ny teny : havoriana

Hampiditra dikany vaovao
1 avy amin'ny fototeny : vory; nampiarahina tamin'ny tsirin-teny famoronana anarana : ha-...-ana. hilazana ny toetry ny olona (na zavatra) tafavory izany ny "havoriana". rehefa zary fomba izy noho ny fiverimberenany matetika dia tafiditra ho anisan'ny kolotsaina ka samy manana ny mampiavaka azy ny karazany avy sy araka ny toerana misy azy avy. toa izany koa ny endriky ny teny, miova araka ny faritra sy fotoana hilazana azy toy ny hoe : "ankavoriana", "havoria", sy ny hafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel