Dikan'ny teny : hazakazaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana haingana, riotra: Nahazo Io-ka tamin'ny fifanalana hazakazaka izy. i Hazakazahina, ahazakazaka,voahazakazaka,tafahazakazaka / mihazakazaka, fihazakazaka, mpihazakazaka 1 ihazakazahana, fihazakazahana 1 mahahazakazaka. - F,-p.: Ala hazakazaka: fifaninanana hazakazaka. / Mifanala hazakazaka: mifaninana hazakazaka. / Hazakazaka arahin-tosika: toetra ratsy te handratra ny namana, fa eny am-pihazakazahana izy no arahin-tosika hianjera, izany hoe misy fahasahirananamahazo azy no anararaotany hamelezana azy indrindra. * Ohab.: Hazakazaka ambany farafara ka samy manala izay ho afany: tsy azo ihazakazahana any ambany faxafara ka samy manao izay hahatongavany haingana, na handady na hikisaka: entimilaza ny fanaovana ny fiezahana sy fahaizana rehetra mety ho vita amin'ny toedraharaha sarotra iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel