Dikan'ny teny : hazangazanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hazangazana) mt. ih. (hazangazano): Harangaranina, tsikilovina, tilina: Hazangazano eo am-baravarankely Rakoto na tonga na tria. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel