Dikan'ny teny : hazolahy

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a.: Laona ton-ta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny hoditra manodidina ny vatany velesina toy ny amponga. Ahitsio
2 a.: Amponga fampi Ha; asa amin'ny lanonan-dehibe, na alohan'ny kabarin'ny manam-pahefana. TsY mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin'ny Ntaolo; fady amin'ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel