Dikan'ny teny : hazomanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hazo roa na te-Io karazana akambana (ny iray amin' ireo ny avlavy) atao fampianianana, izay itokiana ho tsy azo andaingana na ivadihana. Ahitsio
2 a.: Zavamaniry voalaza ho ody miaro ny biby fiompy amin'ny aretina raha afehy eo an-tandrony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel