Dikan'ny teny : hazona
Hampiditra dikany hafa
a.: Fitanana, fisakanana. è Hazonina, ahazona, voahazona / mihazona, fihazona, mpihazona 1 ihazonana, fihazonana / mifangazona / ifangazonana, fifangazonana / mahahazona / hazonkazona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha