Dikan'ny teny : hazovato

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin'ny ngorodona na ny rindrina; marbra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel