Dikan'ny teny : hebikebika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihetsiketsehana na fivezivezena mankatsy mankaroa tsy mahapetraka fa feno ahiahy. - t.i.f.: Mihebikebika, fihebikebika, mpihebikebika 1 ihebikebehana, fihebikebehana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel