Dikan'ny teny : hebintrebina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fipararetra, fihetsiketsiky ny rano tsofin' ny rivotra; fitsipelapelatry ny hazavana. 1 t, t f.: Ahebintrebina 1 mihebintrebina, fihebintrebina, mpihebintrebina / ihebintrebenana, fihebintrebenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel