Dikan'ny teny : hefahefa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihetsiketsehanjavatra tsofin'ny rivotra, fihofahofana. i' t.i.f;: Ahefahefa, hefahefaina, voahefahefa, tafahefahefa 1 manefahefa, fanefahefa, mpanefahefa 1 anefahefana, fanefahefana 1 mihefahefa, fihefahefa, mpihefahefa 1 ihefahefana, fihefahefana I mahahefahefa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel