Dikan'ny teny : helo

Hampiditra dikany vaovao
1 Helohelo (elo) a.: Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. - t.i.f.: Heloheloina,ahelohe-]o, voahelohelo, tafahelohelo 1 manelohelo, fanelohelo, mpanelohelo 1 aneloheloana, faneloheloana I mihelohelo, fihelohelo, mpfinelohelo 1 i-'heloheloana, fiheloheloana 1 mehahelohelo. Ahitsio
2 (ang. hall) a.: Toerana any amin'ny ffainan-tsy hita inoan'ny mpivavaka kristianina ho fitoeran'ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin'ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel