Dikan'ny teny : hemoroida

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. hémorroide) a: Aretina atao koa hoe "mivoaka tsinaim-body", a vy amin'ny fivontosan'ny vena amin'ny tapany farany amin'ny tsinay ka manomboka amin'ny hidihidy, na ao anaty na eo ivelany, ary misy ra mandeha; kitso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel