Dikan'ny teny : henahena

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy fetezana hiala eo amin'ny toerana misy ny tena; tsy fetezana hanao na handeha fa mitokona; fidongiana na fikiribibiana. - t.i.f: Henahenaina, ahenahena, voahenahena, tafahenahena / manenahena, fanenahena, mpanenahena I mihenahena, fihenahena, mpihenahena I ihenahenana , fihenahenana, mahahenahena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel