Dikan'ny teny : hendratra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t: Taitra ka mitraka tampoka ny loha, mientana, miantsambotra: Hendratra izy nahita ilay hazavana teo ambon y lohany. - t.i.f.: Hendratina, ahendratra, tafahendratra / mihendratra 1 ihendratana, fihendratanalmihahendratra, hendratrendratra I hendratrendrany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel