Dikan'ny teny : heni-kaja

Hampiditra dikany vaovao
1 feno voninahitra. / Manama haja: manolotra fankasitrahana, manotrona sy manao izay hahamendrika ny hafa eo amin' ny fotoana lehibe. j Mendrikaja: tsara fanahy, tsara toetra, ka antonona ny hatsarany ny voninahitra atolotra azy, f Olo-manan-kaja: enti-milaza ireo olona eo amin'ny toerana ambony. * Ohab.: Vidin-kaja, vidimboninahitra: raha amin'ny toerana ambony no misy ny tena, dia tokony hanana toetra sy fomba mifanentana amin'izany koa ny tena. ¶ M.h.: Voninahitra, baràka, hasina, zo, dera, laza, ilo mby an-doha, anarana. Vary haja: very hasina, latsaka ondana, afa-baraka, afa-borbka, afakaja, afa-boninahitra, afa-pofona, afa-bintana, maimbo tsikahonkahona, matin'ny vavam-bahoaka, maty volon' ny ratsy, mandraraka ilo mby an-doha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel