Dikan'ny teny : heniheny

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tany ihandronan' ny rano ka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo. - t.i.f: Mangeniheny, mangeningenina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel