Dikan'ny teny : henika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Feno: Henika ny sompitra. • ho.: Heniky ny hafaliana ny fonay. • Vonto, tanteraka: Heniky ny sira ny laoka. • Safotra: Heniky ny rano ny tanimbary. i t.if.: Manenika, fanenika / mihenika j mahahenika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel