Dikan'ny teny : henjana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko. ? Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany. • Mahavizana: Henjana ity la/ana ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel