Dikan'ny teny : henjy

Hampiditra dikany vaovao
1 Henjihenjy a.: Fihazakazahana sy firioriovana ets? sy er?; fivezivezena amin'ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny. t.i.f : Henjihenjena, ahenjihenjy, voahenjihenjy, tafahenjihenjy / mihenjy, mihenjihenjy, fihenjihenjy, mpihenjihenjy j ihenjihenjena, fihenjihenjena 1 mahahenjihenjy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel