Dikan'ny teny : henoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (haino) mt. ih. (henoy): Atao re, atongilana ny sofina mba handre: Henoy ny hiran'ny ankizy. •Ekena: Henoy ny fangatahanay, tompoko. - F.-p.: Henoy izany, ry hazondamosiko: enti-milazany hodi-tsokatra tsy mandre akory ny havandra miraraka eo an-damosiny, ka ny heviny dia tsy firaharahana izay any ivoho any, na fanehoana tsy firaikana amin'ny teny na anatra atao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel