Dikan'ny teny : hentona

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Avo (raha zavatra), lafo loatra (raha vidinjavatra). Ahitsio
2 p. t.: Mangidy sira; lafo izaitsizy. i Li. f.: Mangentona. Ahitsio
3 a: Hazo fisaka mifantsika amin'ny andry telo tamin'ny trano teo aloha eo akaikin'ny tendrony mba hanakambanana sy hanatambinana azy. - F.-p.: Any an-kentona: A-vo dia avo. * Ohab.: Aza atao mangidy tsy andramana toy ny hentona. (Jar. Andramana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel