Dikan'ny teny : heny

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Mitovy amin'ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin'ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany. * F.-p.: Intelo heny: intelo ohatra ny habe na ny isa teo aloha. / Avo folo heny: impolo ohatra ny teo aloha. I Zato heny na inJato heny: injato ohatra ny teo aloha. Ahitsio
2 p.t.: Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify. ? h,o.: Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady. * F.-p.:0lon-tsy heny: olompady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel