Dikan'ny teny : herana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan'ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin'ny zozoro eny anaty rano na eny an-keniheny, ary fanaovana tsihy sy harona na fanafoana trano (Cyperus latifolius). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel