Dikan'ny teny : herehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (herika) mt. ih. (hereho): Todihina jerena any ivoho: Hereho ny lasa mba handinihana izay hatao amin' ny ho avy. • Atao, isahiranana: Be herehina loatra Rakoto ka hadinony ny hafatrao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel