Dikan'ny teny : herika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitodihana mankany ivoho, na any an-kavanana sy an-kavia; fijerena izay any aoriana ka atodika any ny loha. - t.i.f.: Herehina, aherika I miherika, fiherika, mpfherika / iherehana, fiherehana / mahaherika j herikerika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel